Entry avoy (voy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana ny rano, izay mampandroso ny lakana kosa [1.1]
Morphology 
Present : avoy, avoiko, avoinao, avoiny, avointsika, avoinay, avoinareo, avoin', avoin-, avoim-
Past : navoy, navoiko, navoinao, navoiny, navointsika, navoinay, navoinareo, navoin', navoin-, navoim-
Future : havoy, havoiko, havoinao, havoiny, havointsika, havoinay, havoinareo, havoin', havoin-, havoim-
Imperative : avoizo

Anagrams 

Updated on 2023/01/20