Entry avonjy (vonjy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mamonjy, manampy: Ariary folo monja no azoko avonjy anao aloha fa sahirana koa aho izao [1.1]
Morphology 
Present : avonjy, avonjiko, avonjinao, avonjiny, avonjintsika, avonjinay, avonjinareo, avonjin', avonjin-, avonjim-
Past : navonjy, navonjiko, navonjinao, navonjiny, navonjintsika, navonjinay, navonjinareo, navonjin', navonjin-, navonjim-
Future : havonjy, havonjiko, havonjinao, havonjiny, havonjintsika, havonjinay, havonjinareo, havonjin', havonjin-, havonjim-
Imperative : avonjeo

Anagrams 

Updated on 2023/01/20