|
|
|
|

Entry (1/2)1  avelo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy
Explanations in English  4  [1.2] a spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa.
5  [1.7] the soul; a spirit, a ghost
Explanations in French  6  [1.8] l'âme des morts
Vocabulary  7  Religions, Beliefs

Entry (2/2)8  avelo
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Sihanaka] fofom-biby arahin'ny alika mihaza

Anagrams  11  alevo, avelo, avole

Updated on 2020/07/31