Entry atsoboka (tsoboka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto [1.1]
Examples 
1Atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona. [2.472]
2Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora. [2.508]
Morphology 
Present : atsoboka, atsoboko, atsobokao, atsobony, atsobotsika, atsobokay, atsobokareo, atsobok', atsobo-
Past : natsoboka, natsoboko, natsobokao, natsobony, natsobotsika, natsobokay, natsobokareo, natsobok', natsobo-
Future : hatsoboka, hatsoboko, hatsobokao, hatsobony, hatsobotsika, hatsobokay, hatsobokareo, hatsobok', hatsobo-
Imperative : atsobohy

Anagrams 

Updated on 2023/01/06