Entry | atsilany (tsilany) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | ala tsiny, atsilany, tsiniala |
Updated on 2023/01/05 |