Entry atsangana (tsangana)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io
¶ Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena
¶ Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M [Rajemisa 1985]
Morphology 
atsangana
atsangako
atsanganao
atsangany
atsangantsika
atsanganay
atsanganareo
atsangan'
atsangan-
atsangam-
atsanga-
natsangana
natsangako
natsanganao
natsangany
natsangantsika
natsanganay
natsanganareo
natsangan'
natsangan-
natsangam-
natsanga-
hatsangana
hatsangako
hatsanganao
hatsangany
hatsangantsika
hatsanganay
hatsanganareo
hatsangan'
hatsangan-
hatsangam-
hatsanga-
atsangano
Quotes 

2010/05/14