| Entry (1/2) | 1 atsa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Sakalava] Fivoizana lakana moramora ataon' ny mpihaza fano na sokatra mba tsy ho henony
[1.1] |
| Entry (2/2) | 4 atsa |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 [Antesaka] hira, antsa
[1.78] |
| Explanations in French |
7 [Antesaka] chant
[1.82] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | atsa, 10 sata |
| Updated on 2026/02/04 |
|