Entry atrongy (trongy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mitrongy, mihady na mitrandraka ny tany amin' ny vava [1.1]
Morphology 
Present : atrongy, atrongiko, atronginao, atronginy, atrongintsika, atronginay, atronginareo, atrongin', atrongin-, atrongim-
Past : natrongy, natrongiko, natronginao, natronginy, natrongintsika, natronginay, natronginareo, natrongin', natrongin-, natrongim-
Future : hatrongy, hatrongiko, hatronginao, hatronginy, hatrongintsika, hatronginay, hatronginareo, hatrongin', hatrongin-, hatrongim-
Imperative : atrongiso

Anagrams 

Updated on 2023/01/05