Entry atriatry
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tanora vantobantony lehibe tsy kely, salasala. Amin' ny hevitra an' ohatra, dia azo raisina hoe "Tsy ambony tsy ambany", nahatonga ilay fitenenana hoe "Atriatry ohatra ny traingon' alika" mitovy amin' ny hoe "Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny malahelo" [1.1]
Explanations in English Of medium size or age; moderate; neither the one nor the other; to be either too small or too large; in uncertainty between two measures. See salasala. [1.2]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31