Entry | atondritra (tondritra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atodika Atolaka (hadisoana) Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [1.1] | ||||||||
Explanations in French | à courber, à diriger vers; à rejeter sur [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | atondrotra | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |