| Entry | 1 ato ho ato |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very
4 Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1] |
| Explanations in English |
5 somewhere near here; soon
[1.7] |
| Explanations in French |
6 par là à côté; bientôt
[1.8] |
| Updated on 2025/11/17 |
|