|
|
|
|

Entry1  atehika
Root  2  tehika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao mitehika, mikasika kely, misafo: Ny tanany no natehiny tamin' ny faritra maharary amin' ny soroko
Apaka, atao mikasika: Tokony hatehika hatrery amin' ny tafontrano ny tohatra
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2023/01/05