Entry atatao (tatao)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany
Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox) [1.1]
Morphology 
Present : atatao, atataoko, atataonao, atataony, atataontsika, atataonay, atataonareo, atataon', atataon-, atataom-
Past : natatao, natataoko, natataonao, natataony, natataontsika, natataonay, natataonareo, natataon', natataon-, natataom-
Future : hatatao, hatataoko, hatataonao, hatataony, hatataontsika, hatataonay, hatataonareo, hatataon', hatataon-, hatataom-
Imperative : atataovy
Proverbs 

Updated on 2023/01/20