Entry atao ankila bao (tao, ila, bao)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny entana atao amin' ny ilan' ny bao filanjana mba tsy hampahavesatra ila ny fitondrana; koa amin' izany entina hilazana izay zavatra rehetra ilaina mba hampifandanja fotsiny ny atao fa tsy misy hilana azy firy [1.1]

Updated on 2020/07/31