Entry atafy (tafy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina manafy: Lamba inona no hatafiko itỳ zazakely itỳ? [1.1]
Explanations in English Used of that employed as clothing. [1.2]
Morphology 
Present : atafy, atafiko, atafinao, atafiny, atafintsika, atafinay, atafinareo, atafin', atafin-, atafim-
Past : natafy, natafiko, natafinao, natafiny, natafintsika, natafinay, natafinareo, natafin', natafin-, natafim-
Future : hatafy, hatafiko, hatafinao, hatafiny, hatafintsika, hatafinay, hatafinareo, hatafin', hatafin-, hatafim-
Imperative : atafio
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20