Entry asononoka (sononoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mandeha misosa milamina tsara: Asononohy ny lakana fa tony ny andro ka tsy manonja ny rano [1.1]
Morphology 
Present : asononoka, asononoko, asononokao, asononony, asononotsika, asononokay, asononokareo, asononok', asonono-
Past : nasononoka, nasononoko, nasononokao, nasononony, nasononotsika, nasononokay, nasononokareo, nasononok', nasonono-
Future : hasononoka, hasononoko, hasononokao, hasononony, hasononotsika, hasononokay, hasononokareo, hasononok', hasonono-
Imperative : asononohy

Updated on 2023/01/20