Entry asaika (saika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao [1.1]
Morphology 
Present : asaika, asaiko, asaikao, asainy, asaitsika, asaikay, asaikareo, asaik', asai-
Past : nasaika, nasaiko, nasaikao, nasainy, nasaitsika, nasaikay, nasaikareo, nasaik', nasai-
Future : hasaika, hasaiko, hasaikao, hasainy, hasaitsika, hasaikay, hasaikareo, hasaik', hasai-
Imperative : asaiho

Anagrams 

Updated on 2023/01/20