| Entry | 1 asafaty |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antesaka] Fetin' ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indraindray isan-droa na telo taona, ho an' ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin' ny fasana raikitra
[1.1] |
| Anagrams | asafaty, 4 Safatia |
| Updated on 2026/02/04 |
|