|
|
|
|

Entry1  ary saina
Elementary words  2  ary, saina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] afaka mandinika sy mihevitra ny tokony hatao
Explanations in English  5  [1.2] of sound judgement.
Examples  6  Vao ary saina kely foana aho dia fantatro fa mahantra izahay [2.472]
Synonyms  7  vory saina

Anagrams  8  ary saina, iraisana, isaranay, isariana, rasainay

Updated on 2023/01/01