Entry | 1 arotsaka |
Root | 2 rotsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Aidina: Arotsahy amin' izay ny vary fa efa mangotraka ny rano Alatsaka amin' ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe |
Explanations in English |
5 [1.7] to be poured into something |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on verse |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word arotsaka |
Anagrams | 12 arotsaka, asatroka, asokatra |
Updated on 2023/01/20 |