Entry | 1 aroloha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana roa mihazona ny hatoky ny omby ary ny tongotra roa mangeja ny vavany [Tsimihety]
[1.1] |
Updated on 2020/07/31 |