| Entry | 1 arikatra |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toerana mitovy amin' ny arỳ, fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin' ny ankizy indrindra:
4 Aiza no misy ny tranonareo, ry Bozy ! -- Arikatra amoron-drano arikatra. / Nankaiza no nandositra ilay omby ? -- Arikatra [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|