Entry arehoka (rehoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [1.1]
Morphology 
Present : arehoka, arehoko, arehokao, arehony, arehotsika, arehokay, arehokareo, arehok', areho-
Past : narehoka, narehoko, narehokao, narehony, narehotsika, narehokay, narehokareo, narehok', nareho-
Future : harehoka, harehoko, harehokao, harehony, harehotsika, harehokay, harehokareo, harehok', hareho-
Imperative : arehofy

Updated on 2023/01/05