Entry areho > arehoka (rehoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [1.1]
Morphology 
Present : arehoka, arehoko, arehokao, arehony, arehotsika, arehokay, arehokareo, arehok', areho-
Past : narehoka, narehoko, narehokao, narehony, narehotsika, narehokay, narehokareo, narehok', nareho-
Future : harehoka, harehoko, harehokao, harehony, harehotsika, harehokay, harehokareo, harehok', hareho-
Imperative : arehofy

Entry areho > araika (raika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [1.1]
Explanations in English To be inclined, to be made to lean. [1.2]
Morphology 
Present : araika, araiko, araikao, arainy, araitsika, araikay, araikareo, araik', arai-
Past : naraika, naraiko, naraikao, narainy, naraitsika, naraikay, naraikareo, naraik', narai-
Future : haraika, haraiko, haraikao, harainy, haraitsika, haraikay, haraikareo, haraik', harai-
Imperative : araikeo, areho

Anagrams