Entry aravaka (ravaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mandravaka: Raozy sy lisy aravaka ny latabatra hisakafoan' ny mpanambady [1.1]
Morphology 
Present : aravaka, aravako, aravakao, aravany, aravatsika, aravakay, aravakareo, aravak', arava-
Past : naravaka, naravako, naravakao, naravany, naravatsika, naravakay, naravakareo, naravak', narava-
Future : haravaka, haravako, haravakao, haravany, haravatsika, haravakay, haravakareo, haravak', harava-
Imperative : aravaho

Anagrams 

Updated on 2023/01/05