Entry |
aratra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite [1.1]
|
| Endrika iray isehoan'ny angovo [1.13]
|
Explanations in English | [ haratra ] Electrical energy (a variant of varatra) [1.7]
|
Explanations in French | [ haratra ] énergie électrique (une variante de varatra) [1.8]
|
| électricité [1.13]
|
Examples | Azo tsotsorina toy izao ny famokaran' ireo milina ireo herin' aratra.
[2.445]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
aratra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Hazo mitsivalana amin'ny trano [1.78]
|
|
Entry |
aratra
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
simba
[1.78]
|
|
Entry |
aratra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Il est à souhaiter que. [1.19]
|
Synonyms | |
|