Entry araraka (raraka)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao an-tsinibe / Aza araraka an-tany ny anatra omen' i Dada sy Neny [Rajemisa 1985]
English definition to be spilled, to be scattered [Hallanger 1973]
French definition qu'on éparpille, qu'on répand, qu'on verse [Hallanger 1974]
Morphology 
araraka
ararako
ararakao
ararany
araratsika
ararakay
ararakareo
ararak'
arara-
nararaka
nararako
nararakao
nararany
nararatsika
nararakay
nararakareo
nararak'
narara-
hararaka
hararako
hararakao
hararany
hararatsika
hararakay
hararakareo
hararak'
harara-
araraho
Quotes 

2010/05/04