Entry arapaka (rapaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be
Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [1.1]
Explanations in English To be laid down, as the planks forming a floor. (prov.) [1.2]
Morphology 
Present : arapaka, arapako, arapakao, arapany, arapatsika, arapakay, arapakareo, arapak', arapa-
Past : narapaka, narapako, narapakao, narapany, narapatsika, narapakay, narapakareo, narapak', narapa-
Future : harapaka, harapako, harapakao, harapany, harapatsika, harapakay, harapakareo, harapak', harapa-
Imperative : arapaho
Proverbs 

Updated on 2023/01/20