|
|
|
|

Entry1  arakara-tarehy voa-javatra
Elementary words  2 arakaraka, 3 tarehy, 4 voatra, 5 zavatra
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 matetika ny endrika aman-tarehin' ny zavatra etỳ ivelany mifanentana amin' ny nanamboarana azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy [1.1]

Updated on 2025/09/12