Entry | arabo | |
Part of speech | noun or adjective | |
Malagasy definition | Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina ¶ Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [Rajemisa 1985] | |
English translation | an Arab. See talaotra, silamo [Richardson 1885] | |
an Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [Hallanger 1973] | ||
French translation | Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise [Hallanger 1974] | |
Arabe [Rajaonarimanana 1995] | ||
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: arabe. | |
Articles | Randzavola: Arabo ao amin' ny Baiboly | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |