Entry apololotra (pololotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany ka niala tsirairay ireo nipetraka teo akaikiny [1.1]
Explanations in French à souffler [1.3]
Morphology 
Present : apololotra, apololotrako, apololotranao, apololotrany, apololotransika, apololotranay, apololotranareo, apololotran'
Past : napololotra, napololotrako, napololotranao, napololotrany, napololotransika, napololotranay, napololotranareo, napololotran'
Future : hapololotra, hapololotrako, hapololotranao, hapololotrany, hapololotransika, hapololotranay, hapololotranareo, hapololotran'
Imperative : apololory

Updated on 2023/01/20