Entry | apololotra (pololotra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany ka niala tsirairay ireo nipetraka teo akaikiny [1.1] | ||||||||
Explanations in French | à souffler [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |