Entry | 1 apoaka |
Root | 2 poaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao mirefotra: Apoaka ny basy Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan' ny vola mivoaka any ivelany |
Explanations in English |
5 [1.7] to be exploded; to be fired (of a gun) |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on fait exploser, qu'on décharge comme une arme à feu |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word apoaka |
Anagrams | 12 akapao, apakao, apaoka, apoaka, oapaka |
Updated on 2023/01/20 |