Entry | aositritsy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-borona avo no sady lava tenda, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an' andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan' ora [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Origin | French: autruche. | |
Updated on 2020/07/31 |