Entry aoroka (oroka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina manoroka: Araka ny fomban' ny Ntaolo dia ny orona no aoroka fa tsy ny molotra [1.1]
Morphology 
Present : aoroka, aoroko, aorokao, aorony, aorotsika, aorokay, aorokareo, aorok', aoro-
Past : naoroka, naoroko, naorokao, naorony, naorotsika, naorokay, naorokareo, naorok', naoro-
Future : haoroka, haoroko, haorokao, haorony, haorotsika, haorokay, haorokareo, haorok', haoro-
Imperative : aorohy

Updated on 2023/01/05