|
|
|
|

Entry1  aoka
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba!
miaraka amin' ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika
Explanations in English  4  [1.2] sufficient, enough
5  [1.7] enough!
Explanations in French  6  [1.8] assez! puisse!
Morphology 
7  Simple :
Compound words 

Anagrams  19  akao, akoa, aoka, oaka

Updated on 2023/08/12