|
|
|
|

Entry (1/5)1  an'
Part of speech  2  morphological form of any
Explanations in Malagasy  3  (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...): a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono.
4  Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory
5  Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy [1.1]
Examples  6  Inty ho an' Ingahy Sefo [2.470#36]
7  an' iza moa ity loha ity? [2.528#92]
8  Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany? [4.27#2007/08/10]
9  Dia nanao an-tsitri' Ifara [2.69#140]
10  Nidina teny an-tanimbary izy [2.442#74]
11  Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena [2.445#80]
Morphology 
12  Simple :

Entry (2/5)13  an~
Part of speech  14  prefix
Explanations in Malagasy  15  Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika) [1.1]
Tables and plates  16  Words with prefix an~

Entry (3/5)17  ~an~
Part of speech  18  infix
Tables and plates  19  Words with infix ~an~

Entry (4/5)20  an
Part of speech  21  article
Explanations in English  22  iRAy, anankiRAy [1.17]
Tables and plates  23  All the articles

Entry (5/5)24  an
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady [1.4]
Explanations in French  27  taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo
28  herintaona: dans un an, afaka herintaona; sa maladie a duré un an, naharitra herintaona ny aretiny [1.66]

Updated on 2023/02/21