Entry antsoantso (antso)
Part of speech   noun
Malagasy definition   fitenenana mafy, fivazavazana [Rajemisa 1985]
Examples  
1Izao anefa: tsy misy antsoantso izany. [Andraina: Mitaraina, page 212]
2tsy mba renareo angaha izany antsoantso? [Rajohanesa: Kintana]
3Nony nisasaka ny alina, velona ny antsoantso hoe : "Vonjeo! [Rabary: Daty, page 1023]
Derivations  

2018/11/07