Entry antsitrika (sitrika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [1.1]
 Lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano [1.1]
Explanations in English Diving into water [1.7]
Explanations in French Action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [1.3]
 Plongeon [1.8]
Examples Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany. [2.4]
Analogs  rano tsilany ~ tsikaroka ~ tsipy sandry
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/07