Entry an-tsitrapo
Elementary words sitrapo
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy
Mitovy hevitra: atao ami-nahy ~ fanahy iniana ~ iniana atao ~ kibo saokan' ny nahiny ~ kiniania ~ lolo fotsy mitono tena ~ main' ny afo natsangana ~ mandrora mitsilany ~ matin-delany toa toho ~ matin-tanany toa foza ~ mavon' ny nataony ~ mpivaro-drano tratr' orana ~ sitrapon' Ikamisy ~ vivy nanitrika [1.1]
Explanations in French [ an-tsitra-po ] Volontairement [1.3]
Examples 
1Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina! [2.508]
2Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po. [2.528]
3Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa. [2.445]
4Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po? [2.270]
5Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo. [2.245]
Antonyms 
Compound words 

Updated on 2023/06/16