Entry antsifiharatra (antsy, haratra)
Part of speech noun
Malagasy definition Antsy fanaratana toy ny hareza fahizay, ny tahony tena iray amin' ny lelany ihany [Rajemisa 1985]
English translation A small knife used as a razor [Richardson 1885]
French translation Rasoir d’autrefois, petit couteau dont le manche et la lame sont d’une seule pièce [Abinal 1888]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31