Entry | 1 antsafa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 arahaba [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Fanontaniana toe-pahasalamana na toetoe-javatra: Aorian' ny arahaba no matetika atao ny antsafa 5 Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana hofotopotorana [1.1] |
Explanations in English |
6 enquiries about things of which one is fully cognisant beforehand. Used in enquiries after the sovereign and her kingdom. [1.2] |
Derivatives |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word antsafa |
Updated on 2020/07/31 |