Entry antoandrotoandro (antoandro)
Part of speech noun
Other spellings 
Examples 
1Nanjary sakaizam-pandriana Ramatoa: antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Vao manokatra ny forum le mpatory antandro ity dia vavaka no ataony, vao manomboka antoandrotoandro ny andro ompa variraka no antaony [Madagascar Tribune , 2017/09/13]

Updated on 2020/07/31