Entry antitrantitra (antitra)
Part of speech adjective
Explanations in French [duplicatif diminutif] [1.3]
Examples 
1Vehivavy efa antitrantitra izay no nisolo azy, Raivotsimiangeso no anarany. [2.356]
2ireo antitrantitra sasany avy teo koa anefa, nanaraka izao dia izao ihany: manatitra. [2.245]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20