|
|
|
|

Entry (1/2)1  antily
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] antilimbohitra

Entry (2/2)4  antily
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana
(Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny)
Analogs  7  tily

Anagrams  8  antily, atilin, Ilinta, linita, natily, taliny, tilina

Updated on 2020/07/31