| Entry | 1 antañehana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsimisaraka] sempotra noho ny hamainan'ny tenda, semposempotra noho ny hafanana na ny hazakazaka; sempotra, ana, reraka avy nihazakazaka ka tsy nahazo fiainana tsara
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|