Entry anontaniana (ontany)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]
 Dont on s'informe; ce dont on s'enquiert [1.8]
Examples 
1Ingahibe ato avaratra angamba no azo anontaniana. [2.529]
2Ataon' ise inona izany fa zava-kafa anontaniana e! [2.643]
3Sady izao koa : tsara raha mba anontaniana izay heviny. [2.4]
Morphology 
Present : anontaniana, anontaniako, anontanianao, anontaniany, anontaniantsika, anontanianay, anontanianareo, anontanian', anontanian-, anontaniam-, anontania-
Past : nanontaniana, nanontaniako, nanontanianao, nanontaniany, nanontaniantsika, nanontanianay, nanontanianareo, nanontanian', nanontanian-, nanontaniam-, nanontania-
Future : hanontaniana, hanontaniako, hanontanianao, hanontaniany, hanontaniantsika, hanontanianay, hanontanianareo, hanontanian', hanontanian-, hanontaniam-, hanontania-
Imperative : anontanio

Updated on 2023/01/20