Entry anomeza > anomezana (ome)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Amin' io koa no anomezana anarana ny zaza. [1.437]
2Ara-pitondrana no anomezana ny karatra ny mpifidy [2.114]
3ary koa anomezana ny havany ny maty, na ny fokonolona nanatitra ny fao-dranomaso [2.48]
4Trano fampisotroana mangidy no iantsoana ireo toerana anomezana ranon-kininina ny ankizy [2.117]
5Izany no tsy maintsy anomezana zezika azy, sy rano handevona ny sakafo ao amin' ny zezika [2.332]
Morphology 
Present : anomezana, anomezako, anomezanao, anomezany, anomezantsika, anomezanay, anomezanareo, anomezan', anomezan-, anomezam-, anomeza-
Past : nanomezana, nanomezako, nanomezanao, nanomezany, nanomezantsika, nanomezanay, nanomezanareo, nanomezan', nanomezan-, nanomezam-, nanomeza-
Future : hanomezana, hanomezako, hanomezanao, hanomezany, hanomezantsika, hanomezanay, hanomezanareo, hanomezan', hanomezan-, hanomezam-, hanomeza-
Imperative : anomezo
Other spellings 
Proverbs