Entry | ankona | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Karazana bibilava lehibe [1.1] | ||||||
Vocabulary | Zoology: reptiles, amphibians | ||||||
Entry | ankona | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby [1.1] | ||||||
Explanations in English | Cold, chilly, frigid, benumbed, confounded. See ana. [1.2] | ||||||
Benumbed; confounded [1.7] | |||||||
Explanations in French | Engourdi; abattu [1.8] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2020/07/31 |