Entry an-kodahoda
Part of speech locution
Explanations in Malagasy (fihasimban' ny hoe "an-kodiadiatra"; jereo Hodiatra) Enti-milaza toerana very any an-kebakeba-tany lavitra tsy misy mpahita [1.1]

Updated on 2023/01/12